✦ NY TANTARANAY

Izahay dia niainga avy tamin’ny vondron’olona izay niara-nandinika sy nandalina ny Soratra Masina. Ekipa latsaky ny 10 izahay, ary noho ny hafanampo amin’ny fandalinana ny tenin’Andriamanitra dia najory ity tranokala ity tamin’ny Aogositra 2026 lasa teo iny.