Andriamanitra sy ny Finoanao

Andriamanitra sy ny Finoanao

Size

NY FAMPIANARANA

Andriamanitra sy ny Finoanao


 Mba fantatrao ve fa ny "FINOANA" irery ihany no ahazahoana fankasitrahana  amin'Andriamanitra ? 


- Tsy azahoana famonjena ny ASA SOA tsy arahin'ny FINOANA (Efesiana 2 : 9)

- Tsy azahoana famonjena ny FANDEHANANA AM-PIANGONANA tsy arahin'ny FINOANA (Matio 7 : 21)

- Tsy azahoana famonjena ny anarana salorana ao am-piangonana tsy arahin'ny FINOANA. 


Mahereza ry havako, tazomy ny FINOANA. 


0 Reviews