FAIRE UN DON / HANOME FANOHANANA ARA-BOLA
Misaotra anao sahady amin’ny fahazotoanao hanampy anay amin’ny alalan’ny fanamezana ara-bola. Izahay dia fikambanana kely niforona tamin’ny 2026, izay manana tanjona mba hanitatra sy hampivelatra ny Soratra Masina amin’ny alalan’ny fitondrana fanazavana sy fampianarana. Ireto ny laharana finday ahafahanao manohana anay:
SUPPORT OUR MISSION
Thank you very much for your willingness to support our small organization. We have a mission to spread the Word of God by bringing teaching and explanation about the Holy Scriptures. Your help is very welcome—even 1 USD dropped helps keep the organization running. You can donate to us by sending funds to our mobile wallets: