MOMBAMOMBA ANAY

 NY MOMBAMOMBA ANAY

HIANATRA BAIBOLY

HIANATRA BAIBOLY no anarana izay nihentinay ampijoroana ity fikambanana kely izay vao niforona tamin'ny Volana Aogositra 2026. Izahay dia fikambanan'ny olona vitsivitsy, izay misehatra amin'ny fandalinana sy fampianarana ny Tenin'Andriamanitra mba ahatonga ny tenin'Andriamanitra ho sehatra azo ianarana sy lalinina tsara. 

NY TANJONAY

Manana tanjona mazava sy voafaritra tsara izahay, dia ny hampiroborobo ny fahalalana ny Soratra Masina ho mora azo sy hiantefa amin'ny sarambabem-bahoaka na ny besinimaro. Ny tanjona, dia mba ahatonga ny Soratra Masina ho mora azo, ka ahafahan'ireo olona izay misehatra amin'ny fampianarana ny Soratra Masina toy ny Mpitandrina, Ny Katekista, Ny Mpitoriteny, Ny Mpampianatra (Sekoly Alahady na Sekoly Sabata) mba hahazo vokatra tsara indrindra manoloana ny fampianarany. 

ILAINAY TOKOA IANAO

Ilainay tokoa ianao amin'ny fanohanana ity asa misiona ataonay ity mba hampiroboro ny fampianarana. Azanao atao ny manome fanatsara, sy ny fanitsiana ny lesoka izay hitanao manoloana ny zava-misy eto amin'ny tranokala, na ny fampianarana izany na fikirakirana ny tranokala.
Mbola betsaka ihany koa ny tanjona tiana ho tratrarina dia ny famoahana ny boky kaomantera manoloana ireo Boky rehetra ao amin'ny Baiboly. Efa misy ny efa voasoratra, ka tiana hatao audio mba hahazoan'ny olona rehetra mahafantatra ny Soratra Masina, na ny efa antitra ka tsy mahita dia afaka mihaino ny fanazavana, na ny olona tsy mahay manoratra sy mamaky teny dia afaka mandre ny fampianarana ihany koa. Manoloana izany dia ilainay ny fanohananao.

Raha te hanohana anay amin'ny alalan'izany ianao dia afaka miditra amin'ny pejy FAIRE UN DON / SUPPORT US tsindrio eto.

0 Reviews

TOTAL :
SHIPPING FEE :
GRAND TOTAL :

Thank . We received your oder.

Payment Method
Order ID
Date order
Total

Please make your payment directly via UPI transfer by scaning our below QR codes. Use your Order ID as the payment reference. Your order won't be shipped until the funds have cleared in our account.

Please make your payment directly into our bank account. Use your Order ID as the payment reference. Your order won't be shipped until the funds have cleared in our account.

Order detail:

Product Name:
Quantity:
Size:
Price:

Customer's detail:

Full name:
Email:
Phone number:
Postcode:
Address:
City:
State:
Country: