Skip to main content

 POLITIKA MOMBA NY TSIAMBARATELO 

Ity Politika momba ny Tsiambaratelo ity dia mamaritra ny fomba anangonana, ampiasana, ary hiarovana ny angon-drakitrao rehefa mitsidika sy mampiasa ny tranonkalanay ianao.

1. Angon-drakitra Anangonanay

Mety hanangona ireto angon-drakitra ireto izahay rehefa mampiasa ity tranonkala ity ianao: Angon-drakitra omenao an-tsitrapo: Ny anaranao sy ny adiresy e-mail-nao raha mifandray aminay amin'ny alalan'ny pejy Contact ianao na mandefa fanehoan-kevitra.

Angon-drakitra voaangona ho azy: Ny adiresy IP, ny karazana fitaovana na browser ampiasainao, ary ny pejy tsidihinao ao amin'ny tranonkala (voaangona amin'ny alalan'ny cookies sy serivisy fanadihadiana toy ny Google Analytics)

2. Fampiasana ny Angon-drakitra

Ampiasanay amin'ireto antony ireto ny angon-drakitray:

Mba hanatsarana ny votoaty sy ny fampianarana atolotra ao amin'ny tranonkala.

Mba hamaliana ny fanontaniana na hafatra alefanao aminay.

Mba hiarovana ny tranonkala amin'ny spam sy ny fidirana tsy ara-dalàna

3. Cookies sy Teknolojia ary Fanaraha-maso

Ny tranonkalanay dia mampiasa Cookies (rakitra kely tehirizina ao amin'ny fitaovanao) mba hahamora ny fidiranao sy hamakafakana ny fomba fampiasanao ny pejy:

Ny serivisy avy amin'ny trety (third-party services) toy ny Google na Cloudflare dia mety mampiasa cookies ihany koa mba hanolorana serivisy fiarovana sy fizarana votoaty.

Afaka vonoinao ao amin'ny paramètre amin'ny browser-nao ny cookies raha tsy tianao ny fampiasana azy, saingy mety hisy fiantraikana amin'ny fiasan'ny pejy anefa izany.

4. Fizarana ny Angon-drakitra amin'ny Hafa

Tsy mizara, tsy mivarotra, ary tsy mampindrana ny angon-drakitra manokana momba anao amin'ny olon-kafa na orinasa ivelany izahay, afatsy amin'ireto tranga ireto: 

Mpanome serivisy (Service Providers): Serivisy fitantanana tranonkala (toy ny Google Blogger, Cloudflare) mba hampandeha tsara ny pejy.

Fitakiana ara-dalàna: Raha takian'ny lalàna na ny manampahefana mahefa izany.

5. Fiarovana ny Angon-drakitra

Manao izay tratry ny hery izahay amin'ny fampiasana fitaovana ara-teknika azo antoka (toy ny encryption SSL/HTTPS) mba hiarovana ny angon-drakitrao amin'ny fahaverezana na ny fidirana tsy nahazoan-dalana.

6. Zon'ny Mpampiasa

Manana zo ianao:

Mangataka ny hahita ny angon-drakitra manokana anananay momba anao.

Mangataka ny hanitsiana na hanasorana (famafana) ny angon-drakitrao ao amin'ny rafitray.

Ny Betsaka Mpamaky Indrindra

FAMAKAFAKANA NY 1 JAONA 5: 4, 5

  FAMAKAFAKANA NY 1 JAONA 5: 4, 5  1 JAONA 5 : 4, 5 “ Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra?” INONA NO TIAN’I JAONA AMBARA AMINTSIKA? Mpanoratra: Araka ny lovantsofina tranaina moa dia i Jaona Apostoly izay zandriny indrindra tamin’ny mpianatr’i Jesosy no nanoratra ity bokin’i Jaona voalohany ity. Izy dia nalefa sesitany tamin’ny nosy atao hoe Patmo araka ny fanambaran’ny Apokalypsy toko 1. Ny antony nanoratany ilay andininy notsongaina: Nanoratra izy dia ny mba hanomezana toky ny mpino fa ny finoany an'i Jesosy ho Zanak'Andriamanitra no manome azy ireo fandresena ny fakam-panahy, ny fanerena ary ny fampianaran-diso eto amin'izao tontolo izao. Manantitrantitra izy fa ny fahaterahan'Andriamanitra dia mitondra ny tanjaka ara-panahy ilaina handresena ny ratsy sy hijanonana...

FAMAKAFAKANA NY HEBREO 11, 9b - 15

 FAMAKAFAKANA NY HEBREO 11, 9b - 15  AZA MIERITRERITRA NY HIVERINA INTSONY Mitohy toy izao ny andininy: “ mitoetra an-day, mbamin'Isaka sy Jakoba, mpiara-mandova izany teny fikasana izany aminy.” (Andiny faha-9b) Lay, fa tsy trano; tsy tanàna, tsy manda, tsy fananana — lay. Niaina tamin'ny fifindrana toerana i Abrahama, fa tsy fahamarinan-toerana. Zava-dehibe izany. Andriamanitra dia namolavola an'i Abrahama ho olona afaka mitondra teny fikasana lehibe mandritra ny androm-piainany. Rehefa mikasa ny hanorina zavatra ho an'ny taranaka amin'ny alalanao Andriamanitra, dia matetika Izy no mampifindrafindra mba hahafahan'ny zanakao mandova zavatra izay tsy vitanao. Nitoby teo amin’ny tany izay holovain’ny taranany i Abrahama, kanefa naty tsy nahita ny tompon’ny fananany izy. Tsy toy ny loza no anehoan’ny bokin’ny Hebreo azy ato, fa toy ny fandresena mihitsy. Nahoana? Satria, ny finoana no nampiofana azy handinika ny zava-misy amin'ny fomba hafa. Izany dia mitarik...